|
|
|
|

Teny iditra1  mihafaingana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] mihadodona, mihamalady
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] accéléré
Ohatra  5  [1.384#] Maneho tarehimarika miabo hatrany ny fitomboan' ny Harikarena malagasy ary dia hita fa mihafaingana miandalana izany.
Fototeny  6  faingana
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08