Teny iditra | mihahaka (hahaka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Miparitaka, miely: Mihahaka eny an-tsaha ny omby ¶ Tsy mitombina fa mandeha etsy mandeha eroa: Mihahaka atsý sy arý ny saiko ~ Mihahakaha-kevitra loatra ianao [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to scatter, to disperse ¶ fig. to abuse, to vilify. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to scatter, to be scattered [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Fandikana frantsay | se disperser, s'éparpiller [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mihahaka io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |