|
|
|
|

Teny iditra1  mihaino ny feon' ny fieritreretana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mandinika sy misaina tsara mba tsy hanenjehan' ny eritreritra ny tena any aorian' izay atao
Singan-teny  4  mihaino, feo, fieritreretana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07