|
|
|
|

Teny iditra1  mihaino ny feon' ny fieritreretana
Singan-teny  2  mihaino, feo, fieritreretana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mandinika sy misaina tsara mba tsy hanenjehan' ny eritreritra ny tena any aorian' izay atao

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18