|
|
|
|

Teny iditra1  mihakaiky
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  akaiky
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Tonga akaiky kokoa: Efa mihakaiky ny fetim-pirenena
Tsipelina hafa  8  mihakeky

Fivaditsoratra  9  kiakiahim, mihakaiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21