|
|
|
|

Teny iditra1  mihalaka
Fototeny  2  halaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Misy elanelana, mifampihataka: Mihalaka loatra ireto zana-kazo ireto
Mihataka: Misy biriky mihalaka amin' ity tamboho ity
Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalaka Ramose
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be separate, to go apart, to have a space between.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10  mihalakalaka

Fivaditsoratra  11  hamailak, hilamaka, mahakaly, mahakila, mahalika, mahilaka, mihalaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21