Teny iditra mihalehibe (lehibe)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mitombo, miitatra, maka vahana, mihamafy, mihombo, manonitra, manararaotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay grandir, grossir: Mihalehibe ny zanako (Mon enfant grandit) [Abinal 1888]
Endriteny 
mihalehibe
nihalehibe
hihalehibe
mihalehibiaza
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/09