|
|
|
|

Teny iditra1  mihalehibe
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  lehibe
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] mitombo, miitatra, maka vahana, mihamafy, mihombo, manonitra, manararaotra
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3] grandir, grossir: Mihalehibe ny zanako (Mon enfant grandit)
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny mihalehibe io

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29