Teny iditra | 1 mihalo-poza |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ny fomba fakana ny foza dia halorina na haronina any anaty lavany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to take crabs from their holes. |
Singan-teny | 5 mihalotra, foza |
Tsipelina hafa | 6 mihalotrafoza |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny mihalo-poza io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |