|
|
|
|

Teny iditra1  mihalotra foza
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ny fomba fakana ny foza dia halorina na haronina any anaty lavany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to take crabs from their holes.
Singan-teny  5  mihalotra, foza
Tsipelina hafa  6  mihalopoza

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12