|
|
|
|

Teny iditra1  mihamahantra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  mahantra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.66] s'appauvrir
8  [2.996] tomber dans la gêne
Ohatra  9  [2.996] Raha mihamahantra ny rahalahinao eo akaikinao, ka mivaro-tena aminao, aza dia ampanaovina asan' andevo izy
10  [2.470] Raha mihamahantra ny mponina eny an-tanànakely onenan-dRasoa mianakavy, velona ho azy kosa ny tanàna iray tsy lavitra eo manamorana ny lalamby.

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29