Teny iditra mihamavesatra (mavesatra (vesatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Saingy raha nihamaivana aho momba iny, nisy ny nihamavesatra tao amiko, dia ity maha-eo akaikiko an' i Vola. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihamavesatra, mihamavesatr', mihamavesa-, mihamavesatry
Ny lasa : nihamavesatra, nihamavesatr', nihamavesa-, nihamavesatry
Ny hoavy : hihamavesatra, hihamavesatr', hihamavesa-, hihamavesatry
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20