|
|
|
|

Teny iditra1  mihambo
Fototeny  2  hambo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Milaza tena ho manana zavatra tsy ananana: Aza mihambo ny fahaizana tsy anananao
Mihambo harena izy
Miseho ho zavatra hafa noho ny tena: Mihambo ho Dokotera Rangahy iny
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to boast, to brag, to vaunt, to pretend to have a right to something.
6  [1.7] to pretend to be something; to pretend to have rights to something
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] se faire passer de certaines choses
Ohatra  8  Misy mihambo ho manan-karena, nefa tsy manana na inona na inona; [2.996]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mihambo io

Fivaditsoratra  15  hamboim, hiombam, hombaim, mahomby, mihambo, ombiham

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21