Teny iditra (1/2) | 1 mihamina |
Fototeny | 2 hamina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihamina erỳ izy eny ambony filanjana (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 mihaminkamina |
Teny iditra (2/2) | 10 mihamìna |
Fototeny | 11 hamina |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihamina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Tovy hevitra | 15 mihaminkamìna |
Fivaditsoratra | 16 amihinam, hamaminy, ihaminam, mamihina, mamihìna, mihamain, mihamina, mihamìna, nihamaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |