|
|
|
|

Teny iditra1  mihandrohandro ny ranomaso
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo [1.1]
Tovy hevitra  4  manganohano ny ranomaso, mitrahotraho ny ranomaso
Singan-teny  5  mihandrohandro, ranomaso

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19