Teny iditra | 1 mihandrohandro ny ranomaso |
Singan-teny | 2 mihandrohandro, ranomaso |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo |
Tovy hevitra | 5 manganohano ny ranomaso, mitrahotraho ny ranomaso |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |