|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihandrona
Fototeny  2  handrona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mijanona tsy mivoaka fa mitoby fotsiny, monina: Mihandrona eto an-tokotany ny rano
Mipetraka tsy miteraka, tsy mitombo: Loza fa vola dimy alina ny ahy no mihandrona amin' ity raharaha ity
Matoritory, tsy maty tsy velona: Mihandrona ny varotra amin' izao fotoana izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be stagnant, to be motionless [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  être stagnant, rester là longtemps [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra 

Teny iditra (2/2)12  mihandròna
Fototeny  13  handrona
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihandrona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]

Fivaditsoratra  16 mihandrona, mihandròna

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20