|
|
|
|

Teny iditra1  mihanihany
Fototeny  2  hanihany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mihomehy olona, manao hehy valaka aman' olona
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to giggle, to mock
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] ricaner
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  hamihinany, hihaminany, mihanihany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21