|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihanjahanja (hanjahanja)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Miseho miharihary: Naseho ny taratasy nosoniaviny ka nihanjahanja teo ny hadisoany 4  Tsy mirako-damba na miakanjo hanafina ny vatana: Oadray ity zaza mihanjahanja, nefa ny andro mangatsiaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be evident, to be exposed to view [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  être bien exposé à la vue, être manifeste [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mihanjahanjà (hanjahanja)
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihanjahanja
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  15  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  16  mihanjahanja, mihanjahanjà, mihanjahanja, mihanjahanjà

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20