Teny iditra (1/2) | 1 mihantsika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy mahitsy fa mitolantsika somary mandroso eo anoloana: Manambana mihantsika ity andry ity ka tokony hosoloana |
Fototeny | 4 hantsika |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 8 milantsika, miletsy, mivokoka, mamokoka |
Teny iditra (2/2) | 9 mihantsika |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Bezanozano]
mandra, mamaly |
Fivaditsoratra | 12 hatsikanim, mihantsika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |