|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihantsika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  hantsika
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Tsy mahitsy fa mitolantsika somary mandroso eo anoloana: Manambana mihantsika ity andry ity ka tokony hosoloana
Mpanahaka  8  milantsika, miletsy, mivokoka, mamokoka

Teny iditra (2/2)9  mihantsika
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Bezanozano] mandra, mamaly

Fivaditsoratra  12  hatsikanim, mihantsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29