Teny iditra | 1 mihaotra |
Fototeny | 2 haotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mikaoka ny hoditra amin' ny hohon-tanana mba hanala hidihidy: Mihaotra loha Mitsontsona biby mba hanambatambazana azy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to scratch, to claw. 6 [1.7] to scratch oneself; to rub against something |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] se gratter, se frotter contre quelque chose |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 12 mihaotraotra |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mihaotra io |
Fivaditsoratra | 14 amotrahy, hamoatry, hamoitra, hamorita, haratoim, hatoriam, hiamotra, hiraotam, hiroatam, irotaham, itaroham, itoharam, itoraham, itroaham, mahatory, miahotra, mihaotra, mihoatra, miohatra, mirotaha, mitoraha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |