Teny iditra | 1 miharihary |
Fototeny | 2 harihary |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Hita na miseho manontolo tsy misy miafinafina: Mahafinaritra ahy ity trano ity fa miharihary tsara Marina tsy ilana porofo: Miharihary izao ny fahaizany fa nahazo voalohany izy tamin' ny mpianatra zato Menatra, mangasihasy: Niharihary foana teo izy nony novakin' ny olona ny laingany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] exposed, open, manifest; fig. ashamed. 6 [1.7] to be evident, to be plain view |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] être en vue; être évident |
Ohatra |
8 Ary vao mainka mazava sy miharihary amin' ny eritreriny ny fahavoazany, izy io marary sy tsy mahita tory io. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 mibaribary, misongadina, mivongady, miseho tsara, mangezaheza, miharihary ohatra ny kary am-pamoloana, miharihary ohatra ny vay an-kandrina, tsy takona afenina ohatra ny masoandroben-dohataona |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny miharihary io |
Fivaditsoratra | 17 miharihary, mihirahira |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |