| Teny iditra | 1 mihasarotra |
| Fototeny | 2 sarotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Sahala amin' izay ihany, noho ny sakan' ny saha, mihasarotra ny asa satria ilana fivezivezena, rahefa manalavitra ny morony.
[2.472#177]
|
| Fivaditsoratra | 5 mahasoritra, mihasarotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|