|
|
|
|

Teny iditra1  mihasimba
Fototeny  2  simba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.68] [Vezo] Se détériorer peu à peu
Ohatra  5  [2.285] raha mihasimba ny fahaizana azy dia ho sahirana isika.
6  [4.27] Ary farany, mba efa noeritreretina ve fa mihasimba tsikelikely ary tsy misy fanafany ny toetry ny fifanakalozana ara-tsosialy, vokatry ny tsy fanajana ny sampan-draharaha najoron' ny lalàna hampihatra azy?

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11