Teny iditra |
mihataka
(hataka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Tsy mifanakaiky, mifanalavitra: Mihataka ny toianan' ity varavarana ity ¶ Misaraka, mitokantokana tsy miaraka amin' ny hafa: Tsy tokony hihataka amin' ny valalabemandry ny avara-pianarana ¶ Manalavidavitra, mikisaka, mitanila: Mihataha kely handehanan' ny manam-pahefana [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to separate, to go apart from , to stand aside or aloof from. [Richardson 1885]
|
| to separate oneself; to draw apart, to stand aloof [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | se séparer, se retirer des autres; se disjoindre [Hallanger 1974]
|
Endriteny |
|
|