|
|
|
|

Teny iditra1  mihataka
Fototeny  2  hataka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#680] Tsy mifanakaiky, mifanalavitra: Mihataka ny tolanan' ity varavarana ity
Misaraka, mitokantokana tsy miaraka amin' ny hafa: Tsy tokony hihataka amin' ny valalabemandry ny avara-pianarana
Manalavidavitra, mikisaka, mitanila: Mihataha kely handehanan' ny manam-pahefana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to separate, to go apart from , to stand aside or aloof from.
6  [1.7] to separate oneself; to draw apart, to stand aloof
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] se séparer, se retirer des autres; se disjoindre
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  hamitaka, mahataky, mihataka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21