Teny iditra mihatrakatraka (hatrakatraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mirehareha, mieboebo, mianjonanjona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihatrakatraka
Ny lasa : nihatrakatraka
Ny hoavy : hihatrakatraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20