Teny iditra | hatrakatraka (hatraka) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Rehaka, rehareha, aniona. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | levity, dissipation, liveliness, pride. [Richardson 1885] | |||
Fandikana frantsay | fierté, arrogance, fanfaronnade [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny mitovy hevitra | hatraka | |||
Teny iditra | hatrakatraka | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | Hamenana midorehitra, mivaivay. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | rouge écarlate [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |