|
|
|
|

Teny iditra1  mihazakazaka tratran' ny miadana
Singan-teny  2  mihazakazaka, tratra, miadana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ireo izay manao dia maika na mirotoroto manao zavatra nefa tratran' ireo izay mandeha moramora na maka milamina: tsy ny firotorotoana no ahavitan-javatra fa ny fanaovana am-pilaminana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26