Teny iditra (1/2) | 1 mihazona |
Fototeny | 2 hazona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitana: Mihazona akoho amin' ny tendany Tsy manome olona ny tokony ho azy: Tsy tsara ny mihazona ny karaman' ny mpiasa |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to hold, to grasp, to detain. 6 [1.7] to grasp, to retain |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] retenir, tenir; saisir |
Ohatra |
8 Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny. [2.5] 9 Nosarihina tamin' ny tady nihazona azy amin' ny sambolay ny lakana. [2.471] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 mihazòna |
Fototeny | 15 hazona |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihazona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] |
Fivaditsoratra | 19 anohizam, hamoizan, ihazonam, manohiza, mihazòna, mihazona, mihozana, nihazoam, nohazaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |