Teny iditra (1/2) | 1 mihenjana |
Fototeny | 2 henjana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mihinjitra mahitsy miridiridy: Tsy mbola mihenjana tsara ity tady ity Miridiridy tsy mety miketraka amin' ny heviny: Tsy tokony hihenjana loatra ianao fa mety ho azo atao ihany ny mifampiraharaha Manohitra: Nihenjana izy nony vao nandre izany teniko izany |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.13] tendu 6 [1.3] Se raidir, être raide, vigoureux fig. résister, se raidir contre |
Ohatra |
7 Tsy maintsy mihenjana isika vehivavy. [2.528] 8 mihenjana ny hery rehetra hanetra ny sarotra sy ny mafy, ka tsy ho kivy hanefa ny adidy. [1.224] 9 Izany no abidian' ny fahendrena: tsy mihoatra atsy tsy mihoatra aroa, tsy mihenjana loatra ary tsy miketraka loatra. [2.296] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mihenjana io |
Teny iditra (2/2) | 16 mihenjàna |
Fototeny | 17 henjana |
Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihenjana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.3] |
Fivaditsoratra | 21 hamenjany, ihenjanam, mihenjàna, mihenjana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |