Teny iditra mihenjihenjy (henjihenjy (henjy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Courir, gambader, aller ça et là [1.3]
Ohatra 
1Ary ny manenjana, aretina mijilajila sy mihenjihenjy be hiany, tahaky ny sala-manga ny Betsileo. [2.48]
2ary indraindray, mamo, ka eo am-povoan-dalana no mihenjihenjy, ka tapaka ny làlana; [2.59]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihenjihenjy
Ny lasa : nihenjihenjy
Ny hoavy : hihenjihenjy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20