Teny iditra mihetraketraka (hetraketraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiasa hery, misetrasetra, mirehareha, mila ady, manimba zavatry ny sasany: Fatra-pihetraketraka loatra ianao, ry fasana! [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihetraketraka
nihetraketraka
hihetraketraka
mihetraketraha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14