|
|
|
|

Teny iditra1  mihetraketraka
Fototeny  2  hetraketraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mampiasa hery, misetrasetra, mirehareha, mila ady, manimba zavatry ny sasany: Fatra-pihetraketraka loatra ianao, ry fasana!
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11