Teny iditra mihifikifika (hifikifika (hifika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To back out; to refuse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se retirer, refuser [1.8]
Ohatra Moa hita fa naman' ny mpangalatra va izy, no dia mihifikifika ianao isaky ny milaza azy? [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihifikifika
Ny lasa : nihifikifika
Ny hoavy : hihifikifika
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18