Teny iditra mihika (hika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Feno mifanizina tsy misy elanelany: Aza mampiditra mpijery intsony fa efa mihika ny efitrano
Mijanona ela ao anaty...: Nihika tao am-pianarana izahay fa tsy navelan' ny mpampianatra hivoaka
Tsy afa-mitelin-javatra fa toa kenda misy manampina ny tenda: Omeo ranovola i Bozy fa mihika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihika
Ny lasa : nihika
Ny hoavy : hihika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20