|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihilana
Fototeny  2  hilana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miraika kely, mirona, mitongilana fa tsy mahitsy fijoro: Mihilana ity tongo-davarangana ity izany
Mirona fa tsy mitovy lanja: Mihilana mankaty ny mizana
Ohatra  5  mihilana ny masoandro. [2.470]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mihilana io

Teny iditra (2/2)12  mihilàna
Fototeny  13  hilana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihilana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]

Fivaditsoratra  17  aniliham, halaminy, hamilian, hamilina, hialinam, hilamina, ihilanam, lamahiny, mahaliñy, mailahin, manilahy, maniliha, mihalany, mihalina, mihilàna, mihilana, nailahim, niliaham

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08