Teny iditra mihinam-bela
Singan-teny mihinana ; -bela (vela)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza izay resy manao valin' ady ka avy hatrany dia haniny ny vela [1.1]
Tovy hevitra homam-bela

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05