|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihintsana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  hintsana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Miraraka, miala amin' ny toerana misy azy: Nisy rivotra nifofofofo ka nihintsana daholo ny voan' ny paisonay tany Antanetikelimay ~ Mihihtsana izany volonao izany
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.7] to fall when ripe or withered; to fall out, as hair or feathers
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.8] tomber comme les feuilles, les cheveux
Ohatra  12  [2.470] Tsy maharitra ny fitsokan' ny rivotra ny ravinkazo am-pararano ka mihintsana maina.
13  [2.472] Farany, mihintsana dia rimbona ilay taova.
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mihintsana io

Teny iditra (2/2)15  mihintsàna
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihintsana [Fitanisana]
Fototeny  17  hintsana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3]

Fivaditsoratra  20  ihintsanam, mihantsina, mihintsàna, mihintsana, nihantsiam, nisintaham

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10