|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mihintsana

Ohabolana 1Efa mahafoy erany, ka mahafoiza mihintsana. [2.653 #867, 2.974 #93]
Mahafoy erany, fa tsy mahafoy mihintsana. [2.415 #3261]
Mahafoy erany, ka no tsy mahafoy mihintsana. [2.558 #1837]
Mahafoy erany ka tsy mahafoy mihintsana. [2.165 #644, 2.653 #1398, 1.1]
Fanazavana malagasyTsy mahafoy manome fanampiny na dia kely akory aza, fa izay dia izay. (Ny mihintsana dia entina milaza fomba famarana voan-javatra efa feno tsara, nefa ahintsana indray mba hifatratra tsaratsara kokoa). [1.1]
Dikanteny frantsayDonner juste et rien de plus, comme celui qui donne bien la mesure pleine, mais sans permettre de tasser le contenu en secouant. [2.415 #3261]
Donner une mesure pleine, mais non pas tassée. [2.165]
Puisque vous avez donné une mesure pleine, allez donc jusqu’à la mesure pressée et secouée. [2.974 #93]
Fanazavana frantsayÊtre juste, et rien de plus; ne pas être généreux. [2.165]
Expression employée pour demander un peu plus. [2.415 #3261]

Ohabolana 2Loha sola : maniry tsy hitam-pokon' olona, ary mihintsana tsy hitam-bady aman-janaka. [2.415 #2130, 2.653 #1372]
Loha sola : mariry tsy hitam-pokonolona, nihitsana tsy hitam-bady aman-janaka. [2.558 #128]
Dikanteny frantsayTête chauve : quand les cheveux poussent, les citoyens du village ne les voient pas, et quand ils tombent, la femme et les enfants ne s' en aperçoivent pas. [2.415 #2130]
Fanazavana frantsaySe disait de l' intérieur du ménage et de l' extérieur. [2.415 #2130]

Ohabolana 3Raha malazo ny ahitra, dia mihintsana ny voniny. [2.415 #677]
Dikanteny frantsayQuand l' herbe se dessèche, sa fleur tombe. [2.415 #677]
Fanazavana frantsayLes chefs sont abandonnés quand ils sont trop faibles. [2.415 #677]

Ohabolana 4Tsy mba ny manta hotoazana aho, fa ny masaka efa mihintsana. [2.165 #377]
Tsy mba ny manta hotoazana, fa ny masaka efa mihintsana (tapia). [2.558 #4556]
Dikanteny frantsayJe ne suis pas un (fruit) vert qu' il faut détacher, mais un (fruit) mûr qui va tomber. [2.165]
Fanazavana frantsayC. à. d. je ne causerai ni ennui ni peine. [2.165]

Fizahan-teny