Teny iditra (1/2) | 1 mihira |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka, Tanosy]
milalao 4 [1.1] Manao hira: Mihira ny mpianatra Midera, mankalaza: Mihira ny Nahary ny voronkely |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to sing; to amuse oneself |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] chanter; s'amuser |
Ohatra |
7 [2.470] Dia mihira malefaka Rasoa reniny, moa va tsy ny fony anaty tratrany any no mamoaka feo: |
Fototeny | 8 hira |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 manainga feo, manandrapeo, miantsa, mivazo, mikalo, mitoreo, mitoloko, miredona, mandredona, mikalokalo, mivetsovetso, mitanisa, manao feo voalohany, manao saikiny, manao fasiny, manao beson-kira, manao feo an-doha, manao angoa-tenda |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
Teny iditra (2/2) | 17 mihirà |
Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihira [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.3] |
Fototeny | 21 hira |
Fivaditsoratra | 22 ahirim, hamiry, hiraim, ihiram, irahim, marihi, mihary, mihira, mihirà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03 |
![]() |