Teny iditra | 1 mihirahira |
Fototeny | 2 hirahira |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 Nony efa tafavoaka izy dia mihirahira hoe : - "Valala manjohy è, kitsaotsao! [2.69] 5 Ny rano kosa moana, matory, tsy manalona, tsy mamoaka ny feon' ny onja mihirahira eny am-pifandonana! [2.499] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 miharihary, mihirahira |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |