|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihirina
Fototeny  2  hirina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikimpy ny maso (fiteny indrindra amin' ny olona maty)
enti-milaza olona mahihitra, kahidy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] se fermer (yeux)
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  mihirìna
Fototeny  12  hirina
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihirina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]

Fivaditsoratra  16  ihirinam, marihiny, mihirìna, mihirina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08