Teny iditra | 1 mihisatra |
Fototeny | 2 hisatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandeha na mamindra miadana dia miadana: Mihisatra erỳ ianao ka aiza no tsy ho diso fidirana Midina amim-pahasarotana ao an-tenda toy ny hahakenda: Omeo rano aho fa mihisatra ato an-tendako ny saonjo Mihodina miadana sady mikasoka: Mihisatra ny vavahady fa efa te hisy menaka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to move slowly, as a canoe touching bottom |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] aller lentement en raclant, en touchant le fond |
Voambolana |
7 Hetsika |
Haiendriteny |
|
Anaran' olona |
|
Fivaditsoratra | 12 hisatriam, isitraham, mahisitra, miharatsy, mihisatra, misahatry, saritahim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |