Teny iditra (1/2) | 1 mihitrikitrika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Milentika: Nihitrikitrika teo amin' ny takibany ny totohondriko Mifantsitsitra, mitangitrika: Nihitrikitrika ny rano avy tao amin' ilay fantsona |
Fototeny | 4 hitrikitrika |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 8 mihitrikitrika |
Sokajin-teny | 9 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Tanala]
manatona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |