Teny iditra mihivoka (hivoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifatratra, mifanety, mifanizina: Mihivoka ao amin' io trano bongo kely io izy mianakavy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihivoka
Ny lasa : nihivoka
Ny hoavy : hihivoka
Filaza mandidy : mihivoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20