|
|
|
|

Teny iditra1  mihofahofa
Fototeny  2  hofahofa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mikopakopaka, mihofakofaka: Mihofahofa ny saina azon'ny rivotra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 mifohafoha, 9 mihofahofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12