Teny iditra (1/2) | 1 mihoha |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miantso vonjy, manaitra Miantsoantso maneso sy manebaka ho fanabantiana: Izay rehetra nifanena taminy dia nihoha azy hoe: Oainy re Ihofakondry! (Rainitovo) |
Fototeny | 4 hoha |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 mihohà |
Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihoha [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3] |
Fototeny | 13 hoha |
Fivaditsoratra | 14 ahohim, hahimo, hamohy, hohaim, ihoham, mihohà, mihoha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/12 |
![]() |