Teny iditra | mihohona (hohona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamihin-tena ka atao eo ambony vavafo ny tanana [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | mihohòna (hohona) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihohona | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | homohina, mihohona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |